Fiantsonan'ireo fiara vaventy ao Toamasina

Hisy fepetra ho raisina ho an’ireo tsy manara-dalàna


  • Zoma 31 Janoary 2025

Manoloana ny fiantsonana tsy ara-dalàna manamorona ny lalam-bahoaka ataon'ny fiara vaventy ao Toamasina

renivohitra, dia nidina ifotony ny Direction Sécurité sy ny Transport Commune Urbaine Toamasina omaly, ka ny tao Ambohijafy no nanombohana izany. Sady nisy ny fifampiresahana tamin'ireo tompon'andraikitra mivantana mba hitady vahaolana ary nomena fe-potoana izy ireo hanesorana ireo fiara ireo tsy misy hataka andro ary hanantona ny fiadidiana ny kaominina ambonivohitra Toamasina raha mila fanampim-panazavana. Efa nohamafisin' Ingahy Ben'ny tanàna Toamasina Alain Andriafanomezantsoa ,moa fa tonga dia asa mirotsaka anivon'ny vahoaka eny ifotony toy izao no isantarany ny fandraisany ny asany.
Fanja Aina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT