Faritra Betsiboka

Mampatahotra ny mihazo an’i Brieville


  • Alakamisy 01 Febroary 2024

Hatramin’izay ka hatramin’izao dia malaza ho ratsy hatrany ny lalana mihazo an’i Tsaratanana.

Fakana kraoma sy volamena fotsiny izany distrikan’i Tsaratanana izany, hoy ireo mahalala tsara iny lalam-pirenena faha 33 na RN 33 iny. Ny mihazo an’i Brieville no tena mampatahotra, hoy ny mpampiasa iny lalana iny. Miha mikorotsaka tanteraka ity lalana ity ankehitriny ary ahiana mafy raha tsy misy fandraisana andraikitra faran’izay haingana, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT