Fanapahan-dalana sy «podium»

Hotakonana amin’ny kifetifety indray aloha ny olam-bahoaka


  • Zoma 20 Jona 2025

Raikitra ny fanapahan-dalana nanomboka omaly ho an’ny eto Antananarivo renivohitra

ho fanamarihana ny 26 jona na ny faha 65 taonan’ny fiverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara. Araka ny fampahafantaran’ny teo anivon’ny fiadidian’ny kaominin’Antananarivo renivohitra moa dia noho ny hetsika ara-koltoraly na «podium» eo Analakely, manoloana ny banky BOA, no antony ka tapaka ho an’ny fifamoivoizan’ny fiara rehetra ny «Lalana araben’ny fahaleovantena»; «Tana confort» - «BOA Analakely» nanomboka omaly 19 jona 2025 ka hatramin’ny 24 jona 2025. Isaky ny amin’ny 4 ora tolakandro no fanombohan’izany fanapahana izany, raha ny fampahatsiahivana hatrany. Ho adinoina vetivety amin’ny kifetifety indray aloha izany ny olam-bahoaka.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT