Fifamoivoizana

Fanamboaran-dalana eny Ambohitrimanjaka Nanolotra gazoala 2000 litatra ny filohan’ny Antenimierandoholona


  • Alakamisy 29 Jolay 2021

Amin’ny maha mpiahy ny Vondrom-bahoaka-paritra itsinjaram-pahefana ny Loholon’i Madagasikara dia tonga nitsidika ny fanamboaran-dàlana mampitohy ny Kaominin’Ambohimanjaka

amin’ny Kaominina Anosiala, distrikan’Ambohidratrimo ny Filohan’ny Antenimierandoholona. Herimanana Razafimahefa, omaly talata 27 jolay 2021, hoy ny fampitam-baovao voaray. Nanolotra Gazoalina 2000 Litatra ny tenany ho fanampiana ny Kaominin’Ambohimanjaka hampiasaina amin’ny famitàna izany Làlana izany. Ny fanamboaran-dalàna no isan’ny antoka iray hisian’ny fampandrosoana eny anivon’ny Kaominina. Ahafahana mamoaka ny vokatra koa, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT