Fahapotehan’ireo làlam-pirenena

Mampijaly vahoaka ihany koa ny RN10


  • Alakamisy 22 Febroary 2024

Tahaka ireo làlam-pirenena maro, dia potika ihany koa ny làlam-pirenena faha-10

na ny RN10, hany ka velon-taraina ireo vahoaka miainga eo Andranovory ka hatrany Ambovombe izay mampiasa io làlana io. Vao omaly izao, dia nisy lozam-pifamoivoizana tao amin’ny kaominina Ejeda, Distrikan’Ampanihy. Nivadika vokatry ny haratsian-dàlana. Tsy nisy ny aina nafoy fa nisy kosa ny naratra, hoy ny tatitra. Tahaka ny Faritra maro manerana ny Nosy, dia miantso vonjy mba hamahana ny olana ny vahoaka, saingy antso an’efitra moa izany amin’ny ankampobeny hatreto, kanefa dia tena miantraika any am-bilany ny faharatsian-dàlana.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT