« Digue » Anosipatrana

Nisokatra nanomboka ny 3 febroary ny làlana


  • Alatsinainy 05 Febroary 2024

Nisokatra nanomboka ny 3 febroary teo ny lalana Vahilava Anosipatrana.

Taorian'ny fanaisoran'ny faritra Analamanga ny fako nanery ny arabe dia nanohy tamin'ny fanadiovana ny sampana mpamonjy voina eto Antananarivo Renivohitra, raha ny fampitam-baovaon’izy ireo namarana ny herinandro moa izany. Efa azon’ny fiarabe mpitatitra fako andehanana ny eny Andralanitra. Tokony halamina sy hapetraka ny fanatobiana fako ataon'ireo orinasa tsy miankina etsy amin'ny tanimbary manamorona ny lalam-baovao Ambohitrimanjaka sy manamorona ny renirano Imamba etsy Ambohidroa Antehiroka, raha ny sosokevitra natsidika tamin’ireo tomponandraikitra. Tototra ny tanimbary eny Ambohitrimanjaka. Manomboka miraraka ao anaty renirano ny etsy Ambohidroa, raha ny fampitam-baovao voaray namarana ny herinandro teo hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT