Digue Ampitatafika

Lehilahy maty voadonan’ny fiara, nitsoaka ny nahavanon-doza…


  • Alakamisy 02 Mey 2024

Nisehoana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona teny amin’ny Digue Ampitatafika omaly hariva efa madiva ho alina

Tsy fantatra mazava izay tena endrika nisehoany fa olona efa tsy misy aina no hita satria nitsoaka ny fiara nahavanon-doza, raha ny fanazavana vonjimaika. Efa tonga teny an-toerana nijery ifotony ny zava-misy ny zandary ka mandeha ny fanadihadiana. Heloka henjehin’ny lalàna ny fitsoahana rehefa avy nanao lozam-pifamoivoizana na « délit de fuite » ka vesatra maromaro izany no miandry ny mpamily raha tratra : fanaovana lozam-pifamoivoizana, vono olona, fitsoahana,…
Nangonin’i Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT