By Pass_Lozam-pifamoivoizana

Potika tanteraka ny lohan’ilay mpitondra moto


  • Zoma 16 Febroary 2024

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina omaly hariva teny By Pass,

akaikin'ny Fatapera. Eo amin’ny «pharmacie», hoy ny fampitam-baovao voaray. Maty voahitsakin’ny fiarabe «semi-remorque» ilay mpitondra kodiaran-droa na moto scooter. Potika tanteraka ny lohany rehefa voahitsak’ilay «semi-remorque». Nisy mpitondra bisikileta naratra mafy koa fa efa lasa notsaboina. Tsy fantatra mazava izay tena niandohan'ny loza, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT