Fifamoivoizana

Antananarivo sy ny manodidina 15 %n'ireo Taxibe sisa no miasa


  • Alakamisy 30 Aprily 2020

Ny 15 %-n’ireo mpitatitra eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina ihany sisa amin’izao no miasa raha araka ny fanadihadiana natao.

 

 Ho an’ny taxi-be ao amin’ny zotra 154 manokana dia fantatra fa 25 ka hatramin’ny 30 isa sisa izy ireo no miasa noho ny fatiantoka mihoampampana izay iainan’izy ireo. Izay miasa androany tsy miasa intsony rahampitso dia tahaka izany hatrany. Raha araka ny fanazavan’ny filohan’ny koperativa Rakotomalala Jeannot dia efa vitsy ny mpandeha azo entina nefa mbola tsy maintsy manenjika ilay famendrahana ranom-panafody isan-kariva ihany koa ny fiara, ny gazoala entina amin’izany efa vola hafa koa raha mbola mandeha dia an-tongotra ihany koa ilay mpamily mamonjy fodiana amin’ny hariva. Mahatsiaro ho maharary tanteraka ireo taxi-be noho izany.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT