Antananarivo Renivohitra

610 ny lozam-pifamoivoizana nandritra ny 2023


  • Zoma 26 Janoary 2024

610 no isan'ny lozam-pifamoivoizana teto Antananarivo renivohitra ny taona 2023,

raha ny fampitam-baovao teo anivon’ny polisim-pirenena. Ny 108 amin'ireo dia noho ny hamamoana. 75 namoy ny ainy. 538 naratra. Ny fiara no betsaka tra-doza noho ny kodiaran-droa, araka ny antontanisan'ny “Brigade des accidents” na BAC Tsaralalàna, izay borigady misahana ny lozam-pifamoivoizana hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT