Fifamoivoizana

Ankify – Nosy be Efa niverina ny fifamoivoizana an-dranomasina


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Nisokatra nanomboka omaly alarobia 12 aogositra ny seranan-tsambo ao Nosy Be. Na izany anefa dia tsy maintsy manaraka ny fepetra rehetra napetraky ny Fitondram-panjakana ny rehetra

 

 

mba hiarovana amin'ny fihanaky ny valan'aretina coronavirus amin’ny mpandeha. Alaina maripana avokoa ireo miditra sy mivoaka. Toraka izany koa ny mombamomba ilay olona mba tsy hanahirana ny fitadiavana azy raha sanatria ka misy zava-mitranga. Vao nisokatra moa ny làlana an-dranomasina mampitohy an'Ankify sy Nosy-be dia efa marobe sahady ireo mpandeha tonga omaly.

Nangonin’ i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT