ANIVORANO AVARATRA

Lehilahy maty voahitsaky ny fiara


  • Alatsinainy 28 Jolay 2025

Rangahy iray 40 taona no fantatra fa maty voahitsaky ny fiara mpitatitra katy

tany amin’ny lalam-pirenena faha-06 ny faran'ny herinandro teo raha araka ny vaovao azo. Tao amin’ny fokontany Marovato kaominina Anivorano avaratra faritra Diana no nitrangan'izany izay marihina teo amin'ilay lalana vita tsara.Nandeha mafy ilay fiara hoy ny vaovao. Nandray fepetra amin’ny fisakanana ireo fiara mpitatitra katy ny mpitondra filaminana ao an-toerana mba hitondra teny fananarana ho an’ireo mpamily izay efa mampikolay ny olona ao an-tanàna amin’ny fandehanana mafy tahaka izao. Efa nidina nankahery ireo fianakaviana mana-manjo ihany koa ireo tompon'andraikitra ara-panjakana any an-toerana.
Pati
Légende : Tamin'ny fotoana nitrangan'ny loza !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT