Fifamoivoizana

Andrefan'Arivonimamo Fiara sy moto nifandona, olona 2 naratra mafy


  • Alatsinainy 25 Mey 2020

Cygnus iray nitondra olona roalahy handeha ho any Miarinarivo no nifandona tamina fiara Express miloko maintsy omaly Alahady 24 May tokony ho tamin’ny

 

 

 

11 ora atoandro tany ho any tany amin’iny lalam-pirenena voalohany iny Maratra mafy vokatr’izany izy roalahy ary nentina haingana tany amin’ny hopitaly any Arivonimamo mba hanaraka fitsaboana. Mbola am-periny tanteraka amin’ny fitsaboana azy ireo ny mpitsabo hatramin’ny fotoana nanoratanay. Na izany aza tadiavina fatratra kosa izay mahalala na mahafantatra azy roalahy ireto mba hampandre haingana ny fianakaviany. Andry no fiantso ilay iray.

Pati

 

 

 
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT