Fifamoivoizana

Andranomena Zaza handeha hianatra no voadonan'ny fiara


  • Talata 08 Martsa 2022

Zaza iray handeha hianatra omaly maraina no voadonan'ny fiara teny Andranomena. Raha araka ny fantatra dia teny amin'ny sisiny saika hiampita ity zaza ity no izao tra-doza izao ka voatery nalefa eny amin'ny hopitaly.

 Raha araka ny fanadihadiana natao hatrany anefa dia tokony tsy naninona ity zaza ity raha nisy olon-dehibe nanatitra. Tokony hiezaka hatrany ireo manan-janaka madinika araka izany haka sy hitsena ireny menaky ny aina ireny na inona na inona fahasahiranana. Voakasik'izany ireo mampiana-janaka amina sekoly manamorona ny arabe na tsy maintsy hiampita arabe. Lahitokana mantsy ny aina ka tsy hananam-piry.
Pati
Legende: Tahaka izao ny fitangoronan'ny olona teny Andranomena omaly maraina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT