Ambatoloana Manjakandriana

Taksibrosy iray lasa tany anaty hantsana


  • Alatsinainy 08 Septambra 2025

Fiara niainga ny alin’ny zoma teo avy any toamasina,

hihazo an'Antananarivo no lasa tany anaty hantsana, raha ny fampitàm-baovao voaray. Nisy ny vaovao niparitaka nilaza fa olona 3 no namoy ny ainy. Maro no naratra ary efa nentina any amin'ny hopitaly Manjakandriana avokoa. Nisy, noho izany, ny antso avo ho an’ireo havan’izy ireo ho tonga any an-toerana. Isan’izany ireo zaza izay tsy nisy niaraka taminy fa toy ny hoe nafarana, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray mikasika ity lozam-pifamoivoizana teny Manjakandriana, Ambatoloana ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT