Ambatofolaka, Soamahamanina

Mifanesisesy ny lozam-pifamoivoizana


  • Alatsinainy 29 Aprily 2024

Inona mihitsy no tsy milamina ao Ambatofolaka, Soamahamanina ao, hoy ny mponina any an-toerana

velom-panontaniana ny sabotsy teo? Fiara firy izay hatramin'ny afak'omaly ,omaly (TTF: ny 25 sy 26 aprily teo) iny loza be iny dia io indray vao izao marainan’ny sabotsy 27 aprily izao, hoy izy? Ny loza ve no tsy mampiomana sa ireo mpamily no tsy za-dalana sa ny tandrevaka no betsaka nefa aina no entina? Ento mora ihany fa izay tonga soa ihany no arabaina! Mirary fahasalamana tanteraka hoan'ireo naratra sy simba fananana. Mirary fiononana feno ho an'ireo namoy ny ainy tamin'ireo loza nisesy mampiorin-koditra tao anaty andro vitsivitsy izay tamin'iny lalam-pirenena voalohany na RN1, Ambatofolaka iny, hoy hatrany ny tenany, niorin-koditra raha nahatsikaritra fa mifanesisesy ny lozam-pifamoivoizana amin’iny Ambatofolaka, Soamahamanina iny.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT