Fifamoivoizana

Ambanja Fiara mpitatitra nanao lalam-poza 4 no tratra


  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020

Taorian'ny didim-panjakana mitondra ny laharana 036 /2020 -MID/REG/DIANA nivoaka ny 29 jolay lasa teo mahakasika ny tsy fahazoan'ny fitateram-bahoaka

 

 

 

mivezivezy nandritra ny 12 andro any amin'ny distrikan'Ambanja dia nidina ifotony ny talem-paritry ny filaminam-bahoaka any an-toerana nijery ny sakana nataon'ny polisim-pirenena tao Ambatoharanana ( Ambilobe) . Fantatra tamin'izany fa mbola maro ireo fiara iombonana mitondra mpandeha tsy mandalo io ny sakana Hataon'ny Polisy io fa mahita lalana hafa handiganana ilay sakana. Hitan'ny Polisim-pirenena moa ilay lalana ka fiara miisa 04 no tra-tehaka tamin'izany ary nampidirina ambalam-pamomnaja avy hatrany.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT