SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO

Fiara karetsaka tsy ara-dalàna 2 sy mpibata entana 3 nosamborina


  • Zoma 25 Jolay 2025

Fiara karetsaka tsy ara-dalàna miisa 2 sy mpibata entana telolahy no voasambotra

tao amin’ny faritry ny Seranam-piaramanadinina Ivato ka voatery nogiazana sy notazonina tao amin’ny kaompanian’ny seranam-piaramanidina, andro vitsy lasa izay ary nalefa eny Antanimora ny roa. Izay rehetra mandika ny lalàna mandrara ny fanaovana asa tsy ara-dalàna ao anatin'ny faritry ny seranam-piaramanidina tokoa raha tsiahivina dia hiharan'ny sazy fitazonana am-ponja 1 ka hatramin'ny 3 volana na mandoa lamandy 5 hetsy ka hatramin'ny 5 hetsy sy iray tapitrisa Ar na ny iray amin'ireo. Tafiditra ao anatin’izany ireo voalaza etsy ambony ireo izay marihina fa nisy nandrahona tao anaty seranana. Tsy mandray vola Ar ihany koa fa Euro sy dolara ihany hoy ny vaovao no sady manao herisetra amin'ireo mpandeha, mpanatitra, ary mpitsena.
Nangonin’i Pati
Legende : Ireo mpibata entana sy fiara karetsaka nogiazana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT