Pr Ravelonirina Sammy Grégoire

Nanaovan’ny SECES fanambaram-pitokisana


  • Zoma 16 Febroary 2024

Nanaovan’ny SECES Antananarivo fanambaram-pitokisana na

Motion de confiance» omaly 15 febroary 2024 ny filohan’ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra eto Antananarivo na SECES Antananarivo, Pr Ravelonirina Sammy Grégoire. Eo anatrehan’ny sazy nampiharina tamin’ny Profesora Ravelonirina Sammy Grégoire, hoy ny fanambarana. Ny SECES sampana Antananarivo nivory teto Ambohitsaina dia manambara ary maneho ny fahatokisany tanteraka ny filohany sy ireo mpikambana ao amin’ny birao, mpiara-miasa aminy ary misaotra sy mankasitraka tamin’ny asa sy ny tolona notarihin’izy ireo tamin’ny anaran’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra. Ny mita be tsy lanin’ny mamba, hoy hatrany ny SECES.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT