Politeknika Vontovorona

Mandrahona higrevy indray manomboka rahampitso


  • Talata 25 Febroary 2025

Manome fotoana farany hatramin’ny anio hamahana ny olan’ny herinaratra indray ny

mpianatra eny amin’ny politeknika Vontovorona. Manaitra ny tompon’andraikitra sy miantso ny Jirama hamaha ny olana hisian’ny vahaolana maharitra izy ireo. « Marary izay efatra andro izay ka tsy afaka ny hipetraka intsony izahay », hoy izy ireo. Hiditra amin’ny fitokonana manomboka rahampitso maraina raha tsy misy ny vahaolana hatramin’ny anio hariva. Tsy ilaozan’olona hatrany ny eny amin’ny anjerimanontolo ka asa indray izay ho fandehan’ity ? Olana sosialy iraisan’ny rehetra ny herinaratra ary mbola hitohy hatramin’ny 2026 sy aoriany rehefa tsy misy fandraisana fepetra sy vahaolana maharitra, hoy ny Banky Iraisam-pirenena.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT