Oniversiten’Antananarivo

Misavoritaka ihany koa ny fifidianana


  • Zoma 28 Febroary 2025

Nanao fialana hono ny komity misahana ny fifidianana e ! Lasa manahirana ve ny

fanatanterahana fifidianana eny amin’ny toeram-pampianarana ambony ? », hoy ny fanehoan-kevitra omaly. Tsy mazava ny tena zava-nitranga, fa ny hita dia tsy nivoaka omaly araka ny nambara ny lisitry ny kandidà, ary nofoanan’ny komity ihany koa ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety izay nokasaina hatao, raha ny fanamafisana. Tena manahirana saina ity toe-draharaha ity sady mahamenatra satria tokony ho modely ho an’ny firenena ny oniversite, saingy indrisy fa tafiditra amin’ny tsy fahaizana mifandamina, hoy hatrany ny fanamarihana mampisaintsaina. Miampita hatreny amin’ny Oniversite izay loharanon’ny fahalalana sy fahamendrehana ve ny aretin’ny fahalotoan’ny fifidianana ? Mizotra mankaiza ny Firenena ?
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT