Fampianarana

Fiatrehana ny fanadinam-panjakana Betsaka ireo sekoly efa miditra ao anatin’ny famerenana


  • Sabotsy 19 Mey 2018

Volana vitsy sisa dia higadona indray ny fotoana hiatrehan’ny zaza Malagasy ireo karazana fanadinam-panjakana eto amintsika. Amin’ny volana jona ho avy io, ohatra, no hanomboka ny adina ara-panatanjahantena BEPC ka saika efa miomana amin’izany avokoa ny sekoly rehetra, indrindra fa ireo tsy miankina.

 

 Ho an’ny sekoly La Prime Anosibe manokana dia fantatra fa efa mijery ireo taranja tsy hain’ny mpianatra sisa izy ireo. Anisan’ireny ny taranja siantifika raha efa tapitra vita sy milamina avokoa ny taranja literera. Miditra amin’ny 6 ora maraina isan’andro avokoa ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana, arahin’ny fampitondrana azy ireo devoara any an-trano. Tsy mbola tapaka mihitsy ny fianarana tao amin’izy ireo na dia misy aza ny fitokonana etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey. Ho azy ireo mantsy dia mianatra aloha no anjara andraikitra tokony hosahanin’ny mpianatra hatreto. Raha misy kosa mpanabe ao an-toerana tonga mamoaka mpianatra ao aminy dia vonona izy ireo ny hifampidinika amin’izy ireny.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT