Fampianarana

Fanovana ny endriky ny bakalorea Mbola am-pandihana ny sekoly Katolika


  • Talata 09 Martsa 2021

Mbola eo am-pandinihana ny mikasika fanovana ny endriky fanadinam-panjakana bakalorea amin’ny alalan’ny

 


 fitaleavam-pirenena misahana ny fampianarana sy fanabeazana katolika na DINEC ny sekoly Katolika eto Madagasikara, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Raha tsiahivina dia kasain’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena ho ampiharina ao anatin’izay fanadinana izay ihany koa ny fanovana ny sokajy A sy C ary D ho E na Literera sy S na siantifika ary OSE na “organisation – société – économie”. Mbola mametraka filana fiomanana amin’izany na ho an’ireo mpianatra na ho an’ireo mpanabe, noho izany, ny DINEC. Ity fanovan-drafitra ity moa, raha tsiahivina hatrany, dia voarakitry anatin’ilay tetikasa PSE na “Plan sectoriel de l’éducation” tao anatin’ny fitantanan’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha, Paul Rabary, nandritry ny fitondrana, Hery Rajaonarimampianina.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT