Fampianarana

Fanadinana teknika Hanomboka ny 14 septambra izao


  • Talata 25 Aogositra 2020

Navoakan’ny minisitry ny fampianarana tekinika vaovao, Ernest Tsikel’Lankina, ny daty hanaovana ireo fanadinana tekinika eto Madagasikara ho an’ity taona 2020 ity.

 

 

 

Ny 14 ka hatramin’ny 16 septambra izao no atao ny fanadinana ahazoana ny marim-pahaizana CFA na “certificat de fin d’apprentissage”. Ny 14 ka hatramin’ny 17 septambra ny CAP na “certificate d’aptitude professionnelle”. Ny BEP kosa na « brevet d’études professionnelles » dia mamarana izany ny 21 ka hatramin’ny 24 septambra. Ny fifaninanana hidirana taona voalohany eny amin’ny lisea tekinika moa dia ny 1 sy 2 oktobra 2020.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT