Fampianarana

Aranta « Parkage » Mahajanga Mirongatra ny fangalarana TV écran plat


  • Alarobia 19 Aogositra 2020

Mirongatra izay tsy izy ny vaky trano ao amin’ny fokontanin’Aranta misy ny “Parkage” any Mahajanga tampon-tanana ka lasibatr’ireo jiolahy manokana amin’izany ny “écran plat” amin’ny ordinatera.

 

 

 

 Efa miresaka “Parkage” izay ihany dia marihana fa efa miasa anekehitriny ny fiara fitataran’olona mampitohy an’i Mahajanga amin’ny Faritr’i Sofia saingy rehefa tonga ao Manerinerina Mampikony dia misy ny famindrana fiara an’ireo mpandeha “transbordement” ka mitodi-doha miverina any Mahajanga indray avy eo ireo fiara mpitatitra olona ireo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT