Fahasalamana

Za’Gasy Sahy Mandroso Fokontany 4 no nandrarahana D.D.T


  • Talata 28 Novambra 2017

Araka ny efa nambarany tany aloha dia hanatanteraka hetsika fandrarahana fanafody famonoana bibikely isam-bolana eny amin’ny

 

fokontany samihafa misy mpikambana ao aminy ny fikambanana Za’Gasy Sahy Mandro tarihan-dRatiharison Jean Navandahy filohany mba hitaizana ny toe-tsain’ny vahoaka amin’ny zava-doza mety hitranga fa tsy hoe rehefa mitranga ny tokoa vao hikoropaka eto isika mianakavy. Fokontany 3 ao amin’ny Boriborintany faha-2 ary no nanombahan-dry zareo izany ny sabotsy 25 novambra teo dia teny Ambolokandrina, Ambohipo ary teny Ambatoroka. D.D.T ranony no nararaka tao amin’ny tokantranona mpikambana Za’Gasy niisa 100 isak’ireo fokontany ireo sy tamina tranon’olon-kafa naniry ny mba hasiana izany koa. Marihana fa mbola tafiditra ao anatin’ilay hetsika Za’Gasy tsara sitrapo ity hetsika ity.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT