Fahasalamana

Toamasina Feno marary ny hopitaly manarapenitra


  • Alatsinainy 18 Mey 2020

Tena feno marary ankehitriny ny hopitaly manarapenitra CHU Morafeno ao Toamasina ka voatery novana ho toerana fandraisana an’izany indray ankehitriny ny « Foyer Canada », ahitana fandriana 50.

 

Tao ho ato dia navoakan’ny foibe CCO covid-19 eny Ivato fa saika ahitana olona avy any Toamasina hatrany ireo vaovao voatily fa mitondra an’ity tsimokaretina ity. Efa hentitra dia hentitra aloha ny any an-toerana ankehitriny , raha ny tati-baovao voaray, ny fanaraha-maso an’ireo fepetra ho fiarovana amin’ny fihanaky ny covid-19 toy ny fitondrana « masque » na « cache-bouche » sns…

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT