Fahasalamana

Pharmalagasy Manentana ireo minisitera mba hampiasa « Gélule CVO Plus »


  • Talata 02 Martsa 2021

Nanatrika ny fananganan-tsaina fanao isaky ny alatsinainy maraina, teo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena,

 

 

 Anosy, ny Talen’ny orinasa Pharmamalagasy Ramanana Soloarinaivo sy ny mpiara-miasa aminy omaly. Nanentana ny mpiasan’ny Minisitera mahakasika ny fampiasana ny « Gélule CVO Plus » izy ireo hisorohana ny fipariahan’ny valan’aretina Covid-19 sy hanampiana ny hery fiarovana hiatrehana izany. Nandritra ny lahateny nataony ny Minisitra Sahondrarimalala Marie Michelle, dia nanamafy ny amin’ny tokony hanarahana antsakany sy andavany ireo fepetra rehetra ara-pahasalamana. Nambaran’ny minisitra tamin’izany ny tokony hanaovana aron-tava hatrany, ny fanasana tanana matetika ary indrindra ny fanajana ny elanelana iray metatra.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT