Fahasalamana

Mpitsabo mpamelonain’ny ranomasimbe indianina Nifampizara traikefa teto Madagasikara


  • Zoma 30 Jona 2017

Notontosaina tetsy amin’ny Motel Anosy omaly ny andro fahafiton’ireo mpitsabo mpamelon’aina mampiasa ny teny frantsay aty amin’ny ranomasimbe indianina

. Maorisy, La Réunion, seichelle,  Kaomoro ary Madagasikara moa dia samy nahatonga mpitsabo misehatra eo amin’izy ity nisolotena ireto nosy rahavavy ireto. Manodidina ny 250 isa isan-taona eo hatrany izy ireo no mandray anjara amin’ny fifampizaran-traikefa ao anatin’itony raha ny fanazavan’ny dokotera Rahamefihanitriniony, izay filohan’ireo mpitsabo mpamelona eto amintsika, ary satria moa tsy mitovy ny fitaovana hananana iasana isam-pirenena dia izay eo an-tanàna no hifampizarana ny fifehezana azy, hoy ny fanazavana.

Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT