Fahasalamana

Mpianatra ho mpitsabo « interne » Nivoaka ny tambin-karama 2 volana


  • Alakamisy 07 Oktobra 2021

Araka ny vaovao farany voaray avy amin’ny fitaleavam-paritra misahana ny fahasalamam-bahoaka Analamanga dia efa azon'izy ireo alaina avy hatrany eny amin'ny DRSP Analamanga Nanisana ny "bon de caisse"

 mikasika ny tambin-karama 2 volana, izany hoe, volana aogositra sy septambra, an’ireo mpianatra ho mpitsabo “interne 7e année sy 8e année”. Tsara ny mampahafantatra fa dingana maro no lalovana mikasika ny famoahana volam-panjakana. Na eo anivon'ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka izany na eo anivon'ny ministeran'ny toekarena sy ny fitantanam-bola. Eo koa ny fitondram-panjakana ankehitriny izay efa manao ny ezaka rehetra amin'ny fanafainganana izany, raha ny fampitam-baovao hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT