Fahasalamana

Mpandraharahan’ny Ministeran’ny fahasalamana Manome 72 ora ny Fitondram-panjakana


  • Alarobia 16 Jona 2021

Manome 72 ora ny Fitondram-panjakana ireo mpandraharaha miisa 1500 eto amin’ny Faritra Analamanga eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

 

 Nandritra izay taona maro izay mantsy raha araka ny fanazavan’izy ireo dia maro ny mafy efa nozakainy. Anisan’ireny ny tsy fitovian’ny tambin-karama sy ny tombontsoa maro samihafa tokony ho azon’izy ireo raha oharina amin’ireo mpiasan’ny Ministeran’ny Fahasalamana hafa.nAoka samy handray ny toerany sy ny asany ny tsirairay hoy izy ireo fa tsy misy fanavakavahana. Raha sanatria ka tsy voavalin’ny Ministera ao anatin’io fe-potoana io moa ny fangatahana hataon’izy ireo dia hiroso amin’ny fitokonana faobe ireto mpandraharaha eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ireto.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT