Minisiteran’ny fahasalamana

Hahazo fitaovana harifomba ny sampana serasera


  • Alakamisy 23 Mey 2024

Hisitraka Fitaovana hary fomba sy manaraka ny fenitra ireo sampandraharaha mikirakira ny serasera

eo anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka manerana ny faritra 23 isa. Noraisin'Andriamatoa Minisitra ny profesora Zely Arivelo Randriamanantany tamin'ny fomba ofisialy omaly Alarobia 22 May izany mialohan'ny hizarana azy manerana ireo Fitaleavana ara-pahasalamana manerana ny nosy. Fiaraha-miasan’ ny Banky iraisam-pirenena amin'ny alalan'ny tetik'asa vaksiny MIAROVA moa no angady nananana sy vy nahitana izany. Tanjona ny mba hahafahana manatsara ny fifandraisana amin’ny vahoaka indrindra ny amin’ny resaka fanabeazana sy fampianarana tokony omena azy ireny toy ny fanaovam-baksiny faobe ohatra….
Pati
Legende : Santionany ami’ireo fitaovana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT