Fahasalamana

Lehilahy nitsirara tetsy Besarety Matin’ny hanohanana sa valanaretina ?


  • Alarobia 20 Mey 2020

Omaly tokony ho tamin'ny 5ora hariva sy 20 minitra no nisiana olona nitsirara tampoka voalaza fa maty tetsy Besarety. Efa tonga teny ny tompon'andraikitra nijery ifotony ny zava-misy.

 

 

 

Tena mahalasa saina ny tranga samihafa tato ho ato amin’ny fisiana olona torana, na mitsirara, na maty tampoka eny an-dalàna. Mety ho ny valanaretina, mety ho hanohanana, fa eo ihany koa ny adin-tsaina sy hanohanana ka miteraka aretina tsy fidiny. Fotoana mampihombo be ny rarin-tsaina sy ny fahatapahana làlan-drà rahateo ny vanim-potoana lalovana, ka mila mahay mandamin-tsaina ihany isika Malagasy. Na izany aza, tena ilàna fiheverana satria mitovitovy amin’izao ny zava-nisy tany Chine tamin’ny fiandohan’ny coronavirus, izay nisiana olona mitsirarara sy mitsipaka ho azy eny an-dalàna.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT