Fahasalamana

Ialana amin’ny fahamasahan’ny vavony “Misy fomba fiaina tokony arahana”


  • Alarobia 18 Janoary 2023

Mamely ny hozatra ny COVID 19 saingy tsy mbola naheno aho hoe mampalemy, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Marius Ramaroson.

Ankoatran’ny fitandremana ara-tsakafo, hoy izy, manoloana ny karazan’aretina miseho ankehitriny dia ilaina ny maka rivotra tsara. Mba mampihetsi-batana na manao fanatanjahantena. Matory tsara tsy mila misotrosotro zavatra manaitaitra na “stimulant”. Misy fomba fiaina tokony arahana ialana amin’ny fahamasahan’ny vavony. Mitombona foana koa ny fampiasana atovava sy arotanana, indrindra fa hoe valanaretina no resaka satria sady fiarovana ho anao iny no fiarovana ny hafa koa, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT