Fahasalamana

Hopitaly manara-penitra 5 taona tsy mazava


  • Alatsinainy 22 Mey 2017

Ny 1 desambra 2012 no notokanana ny hopitaly manara-penitra tao Antsiranana, afaka 6 volana mahery dia ho feno 5 taona.

Ny 22 janoary 2014 kosa no nofaranana tetsy Andohatapenaka ny fametrahana ity hopitaly nanerana ireo faritany 6 dia Antsiranana, Mahajanga, Toamasina, Fianarantsoa, Toliara ary Antananarivo. Raha ny fampanantenana natao tamin’izany dia ho maro ny karazan-tolom-pitsaboana ho azon’ireto hopitaly ireto omena. Anisany ny fitarafana, ny radiolojia nomerika, ny fijerena vohoka, ny fitiliana nify, hatramin’ny efitrano fandidiana sy vonjy taitra. Ho an’ny etsy Andohatapenaka manokana, misy fandriana miisa 120 ireo efitra 30 ao anatiny, izany hoe fandriana 4 ho an’ny efitra iray ary misy toeram-pidiovana 2 (WC+douche). Mahagaga ny mpanara-baovao ihany koa ny tsy nandefasana an’ilay mpandraharaha Claudine Razaimamonjy.

Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT