HETRAKETRAKY NY HAFA

Namoy ny ainy i Benja mpanotra eny Anosisoa


  • Alakamisy 31 Jolay 2025

Mahatsiaro ho banga ny tanànan’Anosisoa ao anatin'ny Boriborintany Fahaenina

nilaozan’i Benja mpanotra na Ratsioriharimanana Benja. Itompokolahy mantsy no mpitsabo ireo mponina eny amin'ny manodidina sy avy amin’ny toeran-kafa amin'ny alalan'ny otra. Vokatry ny daroka nataon'ny mpitandro filaminana iray azy teny amin’ny 67 Ha no voalaza fa nahafaty an'ity mpanotra ity. Vao tamin'ny Zoma 26 Jolay lasa teo no nalevina ny vatana mangatsiakany. Voatery naato ihany koa ny fikasan’Itompokolahy sy ankohonany noho ity tranga ity. Nikasa hifindra monina any Nosy Bé mantsy izy mianakavy kely. Indrisy anefa fa tsy mpandahatra isika fa alahatra. Teo amin'ny faha-56 taonany Itompokolahy izao nandao ny tany izao ka ny zanany lahimatoa indray no lasa mandimby ny asany.
Nangonin'i Pati
Légende : Ireo vady aman-janak' Itompokolahy mitantara ny olana sedrainy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT