Fahasalamana

Haitarika momba ny fahasalamana Hampiharina hatrany an-tokantrano


  • Alakamisy 29 Jona 2017

Taorian’ny fanadihadiana nizahana izay faritra ahitana taha ambony amin’ny resaka fahafatesan’ny reny sy ny zaza natao tany amin’ny faritra Matsiatra ambony sy atsinanana ary

Analamanga dia mitohy hatrany ny fampiofanana haitarika eo amin’ireo mpisehatra anatin’ny tontolon’ny fitsaboana eto amintsika izay tontosain’ny MSH na ny management Science of Health izay rantsana iray miara-miasa amin’ny rafitra amerikanina Usaid sy ny minisiteran’ny fahasalamana. Efa natolotra nandritry ny atrikasa tetsy amin’ny hotely Panorama Andrainarivo ny zoma teo moa ny fandaharan’asa LDP+ izay miompana amin’izay resaka hitarika any anaty fitsaboana izay ary hita ho nahomby izany, hoy ny mpandrindra, Virginia Razafindrakoto, raha ny fivoarana momba ny fandraisan’ireo mpitsabo ny marary tamin’ireo toerana niarahana niasa. Ny tanjona dia ny hitaran’ny vokatra isan-tokantrano mba hihena, ohatra, ireo mpisotro toaka sy mpamono vady.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT