Fahasalamana

Fikambanana FI3 Tanjombato Nanatanteraka didimpoitra faobe


  • Talata 27 Jona 2017

Toy ny fanaony isan-taona dia nanatanteraka didimpoitra faobe indray ny fikambanana « Fijery Vaovao » eny Tanjombato teo aloha izay lasa « Fihavanana, Fifankatiavana ary Firaisankina » ankehitriny (FI 3).

Zazalahy kely miisa 100 avy amin’ny fokontany miisa dimy no nahazo tombontsoa izay sady mbola notoloran’ny fikambanana kilalao ihany koa. Ireo ankizy tena sahirana no notsongaina, hoy ny filohan’ny FI 3 Andrianaivo Oel Manjato, asa sosialy izay mbola hitohy amin’ny fijerena ireo manana fari-piainana tena tsy afaka. Nomarihiny manokana moa fa raha ny fikambanana rehetra eto amintsika no manam-piniavana tahaka azy ireo dia hivaha ho azy ny olana sedrain’ny isan-tokantrano eny anivon’ny fiarahamonina.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT