Fahasalamana

Fihanaky ny pesta eto Madagasikara Antsoina hifampidinika amin’ny depiote ireo minisitra


  • Zoma 27 Oktobra 2017

Nanambara mazava ny solombavambahoaka Jean Michel Henri voafidy tany Ambovombe Androy fa efa misy paipaika voafaritry ny lalàmpanorenana amin’ny fikitihana azy.

 

 Heverinay fa tsy fotoana fikitikitihana intsony amin’izao vanim-potoana misy antsika izao fa efa manantomotra ny fahataperan’ny fe-potoam-piasan’ny fitondrana ankehitriny. Tsy resy lahatra amin’ny fomba fiasan’ny governemanta amin’ny ady atao amin’ny fihanaky ny valanaretina pesta izahay fa tokony hohetsehina avokoa ny rantsa-mangaikan’ny ao amin’ny sehatry ny fahasalamana hamongorana ny pesta, hoy izy. Hantsoinay  hifampidinika sy hitondra fanazavana ety Tsimbazaza avokoa ireo minisitra voakasiky ny toe-draharaha.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT