Fahasalamana

Farmasiana eto Madagasikara Nanolotra 40 tapitrisa ar ho an'ireo toeram-pitsaboana


  • Sabotsy 16 Mey 2020

Nitondra ny anjara birikiny amin` ny fanampiana ireo toeram-pitsaboana mandray mararin` ny “coronavirus” ireo farmasianina eto Madagasikara.

  

 

 

 Nisy ny fangatahana fanampiana natao ka ireo CHU Antananarivo, Fianarantsoa ary Toamasina no hisitraka izany voalohany. Ankoatra izay, hisy ihany koa fanomezana fanafody ho an` ireo faritra hafa voakasiky ny tazomoka sy aretina Dengue. Niray hina na ireo farmasianina sy ireo mpaninjara fanafody ka mitentina 40 000 000 ariary ireo fanampiana.

Marigny A.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT