Fahasalamana

Farmasia sy toby fitehirizam-panafody Nahemotra ny fandinihana ny « tolo-dalàna Voninahitsy »


  • Zoma 05 Novambra 2021

Nodinihan’ny Solombavambahoaka tamin’ny fivoriambe azon’ny besinimaro natrehina omaly 4 novambra ny tolo-dalàna laharana faha-003-2021/PL

 « modifiant et complétant certaines dispositions de la Loi n° 2011-002 du 15 juillet 2011 portant Code de la Santé » natolotr’Atoa Voninahitsy Jean Eugène. Rehefa niady hevitra nandritra ny adin’ny telo ireo Solombavambahoaka mahakasika ny tokony hitsaharan’ny asan’ny «Dépôt de médicaments» na toby fitahirizina fanafody rehefa misy Farmasia eny amin’ny 10 km manodidina azy dia tapaka fa ahemotra ny fandinihana ity tolo-dalana ity noho ny fahitana fa mbola mila fifampidinihana lalindalina kokoa izany mba ho tombotsoan’ny rehetra.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT