Fandidiana fo ho an’ny ankizy

Ho vita eto Madagasikara


  • Alatsinainy 06 Mey 2024

Tsy voatery mankany ivelany intsony ny fandidiana fo ho an'ny ankizy fa ho vita eto Madagasikara,

hoy ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Aorian'ny fitokanana ny "Bloc de chirurgie cardiaque" vaovao, izany hoe toeram-pandidiana fo, eny amin'ny hopitaly Cenhosoa Soavinandriana ny 27 may izao no ho tanteraka izany, hoy ny fanazavana. Ankizy miisa 4 no hiatrika fandidiana voalohany sy hahazo tombontsoa amin'izany. Ny 20 may hatramin‘ny 2 Jona izao kosa no ho tontosaina izany fandidiana voalohany izany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT