Fahasalamana

Fanapoizinana ara-tsakafo Arahina maso ireo hani-masaka amidy


  • Alatsinainy 24 Jona 2019

Roa andro tsy hahatongavan`ny fetim-pirenena, dia isan`ireo arahina maso manokana raha ny fanazavana ny eo anivon`ny minisiteran`ny fahasalamana,

 

 

ireo sakafo amidy entina misoroka ny fanapoizinana ara-tsakafo. Maro ireo fenitra tokony harahina hisorohana ireo fanapoizinana ara-tsakafo. Tsy ireo mpivarotra sakafo irery ihany no tokony hitandrina fa ireo mahandro sakafo any an-tonkatrano ihany koa. Tsy sarotra fantarina ny trangan`ny fanapoizinana ara-tsakafo raha ny fanazavana teo anivon`ny minisitera. Ao ny aretin-kibo, mandoa ilay olona… Rehefa mitranga izany, mila manatona mpitsabo haingana. Amin`ny ankapobeny, ny 80%-n`ny fanapoizinana ara-tsakafo dia vokatry ny sakafo misy “mayonnaise”. Ankoatraa izay, maro ireo fepetra momba ny fahadiovana no tokony harahina.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT