Fahasalamana

Fahadioavana sy fidiovana Kaominina 3 voafidy ho fitaratra


  • Alakamisy 17 Martsa 2022

Isan’ireo sampan-draharaha tsy miankina na ONG iraisam-pirenena manana sampana eto Madagasikara ny GRET, hoy ny tompon’andraikitry ny asa vaventy na “activite BTP” eo anivon’ny tetikasa, Razakahasimanana Daniella.

 Kaominina miisa 3 no iasany eto ary iseharany bebe kokoa amin’ny fahadiovana amin’ny alalan’ny tetikasa Alisota, hoy izy. Tsy iza moa ireo kaominina ireo fa Tanjombato, Ambohimangakely, Ampitatafika. Antony nisafidianana ireo kaominina ireo dia noho ny fahitana fa filamatra na “pilote” eto Madagasikara izy ireo. Raha sitrapon’Andriamanitra kosa dia mety hitohy amin’ireo kaominina hafa izany, hoy hatrany ny tenany. Samy efa nahazo izay mari-pankasitrahana amin’ny maha kaominina voafidy ho fitaratra amin’ny fahadiovana sy fidiovana izay moa ireo kaominina miisa 3 ireo, hoy ny fanamarihana.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT