Fahasalamana

Dr Fidy Bariniaina “Tokony ho mailo noho ny tamin’ny 2020 isika”


  • Alarobia 13 Janoary 2021

Raha nanomboka tamina tranga miisa 3 ny Covid 19 tamin’ny martsa 2020, hoy ny

 

 

 

Dr Fidy Bariniaina, dia tsy ferana hoe nisy hafa teny an-tsefatsefan’izay fa tsy voaisa. 3 volana taorian’izay ilay izy nirongatra be. Izao isika volana janoary, tsy nianga 3 toy ny tamin’ny herintaona intsony ilay izy fa tsikelikely isam-paritra. Mety ho mafimafy ve noho izany no hiatrehantsika an’io amin’ity taona ity? Ny azo avaly dia hoe mila miomana dieny izao isika ary tokony ho mailo noho ny tamin’ny taona 2020 isika. Mila mitandrina satria tsy ho zaka intsony izany fihibohana izany. Mbola eto ny Coronavirus ary marina ny filazan’ny haino aman-jery hoe isan’ny nampirongatra azy ny fisiana fety teo. Ny bal, ny fifanorohana, ny blozy nandeha daholo. Gripa ity aretina ity ary mbola sokajiana ho isan’ny aretina vaovao ka aleo foana mitandrina, hoy hatrany izy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT