Fahasalamana

Distrikan’i Morondava Mirongatra indray ny Androbe


  • Talata 07 Martsa 2017

Misy milaza fa Androbe, ao koa ny miteny hoe Ambalavelona. Raha ny fampitam-baovao dia mirongatra indray izao ireny karazan’aretina mampihetsiketsika hafahafa ireo ankizy mpianatra amin’ny ambaratonga fototra ireny ao amin’ny distrikitr’i Morondava ao.

 Hatreto aloha, raha ny voalaza, dia miisa 12 ireo ankizy voa ary samy mpianatry ny ambaratonga fototra ao an-toerana avokoa. Nanapa-kevitra ny tompon’andraikitry ny fanabeazana any an-toerana fa hampiato ireo mpianatra tra-pahasahiranana aloha mandra-pahasitranany.

Mirija  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

KandidĂ  miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT