Fahasalamana

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Nampidirina hopitaly any Ihosy


  • Alarobia 12 Aprily 2017

Noho ny aretina tampoka nahazo azy vokatry ny harerahany noho ny dia notanterahiny tao anatiny sy ivelan’ny distrikan’i Betroka

hiadidiany ka nizarany angadin’omby sy omby ary masomboly dia voatery naiditra hopitaly tao Sakaraha distrikan’Ihosy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas avy any Betroka. Nambaran’ireo dokotera nisahana ny fitsaboana azy an-tanana fa tsy misy atahorana ny toe-pahasalamany taorian’ny nahazoany fitsaboana maika natao taminy.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT