Fahasalamana

Depiote Hanitra Razafimanantsoa Mitaky paikady hiombonana ny ady amin’ny pesta


  • Zoma 24 Novambra 2017

Nanamarika ny depiote Hanitra Razafimanantsoa filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritany Antananarivo tamin’ny fifanatrehana nivantana tamin’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka Malagasy tamin’ireo depiote teny Tsimbazaza ny alarobia 22 novambra lasa teo,

raha nitondra fanazavana mikasika ny ady natao tamin’ny pesta teto amintsika ity minisitra ity fa tokony hanana paikady hiombonana ny minisitera voakasika sy ny Cua  amin’ny ady hatao amin’ity valanaretina ity fa tsy hanao samy mandeha samy mitady tahaka ny nisy hatramin’izay. Nisaotra manokana ny kaominina CUA ny minisitra Lalatiana Andriamanarivo tamin’ny fiaraha-miasa matotra nisy teo amin’ny minisitera tantanany sy ny BMH ao anatin’ity kaominina ity.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT