CSB II EFOETSE

Mila tsy ho antonona ny hopitaly, tsy maharaka ny fanafody


  • Zoma 22 Novambra 2024

Mila tsy ho antonona ireo marary vokatry ny fihinanana trondro Akio intsony ny CSB II ao Efoetse kaominina

ambanivohitr’i Efoetse, distrikan’i Toliara II. Raha araka ny vaovao azo avy any an-toerana mantsy dia tafakatra 62 isa ireo marary hatramin’ny omaly Alakamisy 21 Novambra raha miisa 55 afak’omaly. Zaza amam-behivavy avokoa ny ankamaroan’izy ireo. Mila tsy haharaka intsony ihany koa ny fanafody vokatr’izany. Tsiahivina moa fa ho an’ireo tonga voalohany teny anivon’ny hopitaly dia efa misy mihatsara saingy mbola mila tohana ara-panafody sy sakafo. Toraka izany koa ireo vao tonga. Sahirana ny mpitsabo vokatr’izany koa manao antso avo amin’ny tompon’andraikitra mba ho fiarovana ny ain’ireo marary ireo.
Pati
Legende : Ireo efa nahazoazo taona no tena mahita faisana tahaka izao !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT