Fahasalamana

Coronavirus Ny “Favipiravir” no mahasitrana azy ?


  • Alarobia 18 Martsa 2020

Tsy honohono fa tena izy.Nahavita ny fikarohana sy andrana rehetra momba ny fanafody iray antsoina hoe Favipiravir sy Sinoa.Ary hita izy io fa mahomby

 

 

 

amin’ny fitsaboana ny Coronavirus.Fanafody gripa izy ity tany am-piandohana ary efa nekena tany Japon ny fampiasana azy tamin’ny taona 2014 ary hita fa mahomby hoy ny Dr Zhang Xinmin, tompon’andraikitra ao amin’ny Centre national du développement biotechnologique any Chine.Efa hita ho nihena dia nihena ny isan’ireo namoy ny ainy noho ny Coronavirus any Chine tato anatin’ny herinandro izao ary mitombo isa be ihany koa ireo sitrana.Midika izany fa nahita fanafody mahomby ry zareo ka mety ho anisan’izany ity Favipirair ity.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT